|
|
|
|

Entry1  lehilahy
Elementary words  2  lehy, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
5  Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
6  Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [1.1]
Explanations in English  7  a man [1.7]
Explanations in French  8  homme (mâle) [1.8]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2023/06/05