|
|
|
|

Entry1  lazoina (lazo)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
4  Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ
5  Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako
6  Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1]
Explanations in English  7  to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7]
Explanations in French  8  qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word lazoina

Anagrams  14  alozina, lazoina, lozaina, loziana

Updated on 2023/01/20