Entry lava-piringa
Elementary words lava- (lavaka) ; firinga
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Explanations in French Cabinet d'aisances [1.13]
Examples Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424]
Synonyms gabone ~ kivohy

Updated on 2023/11/20