Entry | 1 lavabary |
Elementary words | 2 lavaka, vary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 sompitra [Bezanozano]
[1.78] |
Explanations in English |
5 a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep [1.2] 6 a pit for storing rice [1.7] |
Explanations in French |
7 trou creusé dans la terre pour y conserver le riz [1.3] 8 fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier [1.8] |
Examples |
9 Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381#] 10 Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#] 11 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#] |
Updated on 2024/08/13 |