Entry lasibatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana
Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io [1.1]
Origin French: la cible.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31