|
|
|
|

Entry1  lasalasa
Root  2  lasa
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Adjectives :
Examples  5  lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany. [2.470]
6  Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [2.471]
7  Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [2.499]
Compound words 

Anagrams  9  lasalasa, salasala

Updated on 2020/07/31