Entry | lany zara | |
Elementary words | lany ; zara | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | 1) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony 2) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony [1.1] | |
Explanations in English | Having lost her reputation so that no one will marry her Divided without any remainder. [1.7] | |
Explanations in French | (femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier Qu'on divise sans reste. [1.8] | |
Anagrams | lany zara, zanaraly, zaranaly |
Updated on 2023/06/14 |