Entry |
lanòna
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Mitovy amin'ny lalòna
[1.1]
|
Explanations in French | Comme lalòna
[1.3]
|
|
Entry |
lanona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | Assemblage, rassemblement, réunion [1.3]
|
Examples |
1 | Vetivety dia vory lanona izahay.
[2.643]
|
2 | Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny.
[2.528]
|
|
Derivatives |
|
|
Entry |
lanona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Lanonana [1.78]
|
Explanations in English | [Provincial]
A song, a chant [1.2]
|
Derivatives |
|
|