Entry (1/2) | 1 lanitra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Astronomy 4 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
5 Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany 6 (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1] |
Explanations in English |
7 the sky [Mal. langit] [1.2] 8 the sky 9 heaven [1.7] |
Explanations in French |
10 le ciel, le firmament [1.3, 1.8] 11 la région éthérée [1.3] |
Examples |
12 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. [2.529#] 13 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word lanitra |
Article |
26 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 27 lanitra |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 le souverain [1.3] |
Updated on 2023/05/19 |