Entry | lamohina (lamoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |