Entry lamboridy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy [1.1]
Explanations in English A bridle [1.2, 1.7]
Explanations in French Bride de cheval [1.8]
Compound words 
Origin French: la bride.

Updated on 2020/07/31