|
|
|
|

Entry (1/2)1 lamako
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira.. [1.1]
Explanations in English  4two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs. [1.2]
Examples  5 Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako. [1.437#]
6 Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499#]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
All compound words  10lamako tsy mipaka

Entry (2/2)11 lamako
Part of speech  12 noun
Explanations in English  13applause. [1.7]
Explanations in French  14applaudissement. [1.8]

Anagrams  15 kalamo, 16 lakamo, 17 lamako, 18 lamoka, lamòka, 19 malako, 20 maloka, Maloka

Updated on 2025/11/06