Entry lamako
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [1.1]
Explanations in English Two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [1.2]
Examples 
1Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako. [1.437]
2Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499]
Derivatives 
Compound words 

Entry lamako
Part of speech noun
Explanations in English Applause [1.7]
Explanations in French Applaudissement [1.8]

Anagrams 

Updated on 2023/10/07