|
|
|
|

Entry 1  lalan-kizorana
Elementary words  2 lalana, 3 izorana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny lalana izay tsy maintsy hodiavina sy handehanana [1.1#524]
Examples  6  Ny fahafahana mamaritra ny làlan-kizorana [4.12]
7  Ny fampihavanana tsy midika mihitsy hoe fandravana ny lalan-kizorana efa misy [4.43]

Updated on 2026/10/17