|
|
|
|

Entry1  lalamby
Elementary words  2  lalana, vy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy
Explanations in English  5  [1.2][lalam-by] a word used for a railway; lit. an iron road
6  [1.7] a railroad
Explanations in French  7  [1.8] chemin de fer
8  [1.13] chemin de fer, voie ferrée, rail
Examples  9  [2.113] Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo?
10  [2.332] Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe.
11  [2.5#] Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka.
Vocabulary  12  Transportation
Analogs  13  tce, fce, mla, ta
Compound words 
Illustrations 
18 

Updated on 2025/01/01