Entry lakoraona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Meday omena ho mari-boninahitra an' izay nahavita zava-dehibe tamin' ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin' ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran' ny sasany
Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty [1.1]
Origin French: la couronne.

Updated on 2020/07/31