Entry | lakalaka anie Andriamanitra | |
Elementary words | lakalaka ; anie ; Andriamanitra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa [1.1] | |
Updated on 2023/11/20 |