Entry | 1 lahoina |
Root | 2 laho |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana 5 Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao vao tafavoaka rehefa hidina [1.1] |
Anagrams | 6 ahalony, ahilano, alohain, alohany, alonahy, anilaho, anolahy, haalony, halaony, haloany, haniloa, haolany, hialona, hilanao, hiolana, ialohan, ilaohan, iloahan, iolahan, lahinao, lahoina, laihano, laohina, loahany, lohanay, nalohai, nialoha, nilaoha, niloaha, niolaha |
Updated on 2023/01/20 |