Entry lahin-tsoavaly
Elementary words lahy ; soavaly
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Soavalilahy atao fakana taranaka [1.1]
Examples Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996]

Updated on 2023/12/04