Entry | 1 lafo vidy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tafahoatra amin' ny tokony ho vidiny |
Explanations in French |
4 [1.13] coûteux, cher |
Examples |
5 [2.472] Aiza izay volany hanonerany entana lafo vidy ohatra ireo! |
Elementary words | 6 lafo, vidy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |