Entry | 1 ladinintrambo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory |
Explanations in French |
4 [1.54] espèce d'urticaire oblongue |
Vocabulary |
5 Health |
Elementary words | 6 ladina, trambo |
Synonyms | 7 fadiditra |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |