Entry |
l
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny
abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny:
hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1]
|
Explanations in French | Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
|
Analogs |
abidỳ |
Tables and plates |
|
Articles |
Illustrations |
|
|
Entry |
L
 |
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
|
Vocabulary |
Tables and plates |
|
|