|
|
|
|

Entry 1  kotsetsotsetso
Root  2 tsetsotsetso
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany
6 Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. [1.1]

Updated on 2026/04/19