Entry koreanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Firenena any amin' ny tany saikanosy avaratra atsinanan' i Azia: Betsaka kokoa ny Koreanina atsimo noho ny avaratra
Momba an' i Korea, an' i Korea na avy any Korea: i Seoly no renivohitra koreanina atsimo [1.1]
Explanations in English Korean [3.1]
Explanations in French Coréen, coréenne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: coréen.
Analogs  Korea

Updated on 2020/07/31