|
|
|
|

Entry 1  korapahina
Root  2 korapaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanona ny raharaha korapahina
9 Ampitahorina: Nahoana no korapahinao toy izao ny akohonay [1.1]

Updated on 2026/02/04