|
|
|
|

Entry 1  kopahina
Root  2 kopaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory
9 Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra
10 Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka
11 Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ [1.1]

Anagrams  12 kapohina, kopahina

Updated on 2026/04/19