|
|
|
|

Entry1  kopa-droa
Elementary words  2  kopaka, roa
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana [1.1]
Examples  5  Niampy varavarana kopadroa indray ireo. [2.59#]
6  ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. [2.996#]

Updated on 2023/07/31