|
|
|
|

Entry 1  kongona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [1.1]
5 karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [1.13]
Explanations in English  6 a bedbug; a cattle tick [1.7]
Explanations in French  7 tique [1.8, 1.196]
8 punaise des lits [1.8]
9 punaise [1.13]
10 parasite du bétail [1.196]
Examples  11  Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472#]
12  noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895#]
Vocabulary  13  Zoology: invertebrates
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kongona
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  kongona, 16 kononga

Updated on 2026/04/21