Entry | kolombianina | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan' ny Kolombianina Momba an' i Kolombia, an' i Kolombia na avy any Kolombia: Volamena sy solitany no vokatra kolombianina be indrindra [1.1] | |
Explanations in English | Colombian [3.1] | |
Explanations in French | Colombien, colombienne [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: colombien. | |
Analogs | Kolombia | |
Updated on 2020/07/31 |