Entry kodiakely
Elementary words kodia ; kely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka
Mitovy hevitra: taikely [1.1]
Explanations in French Dés, jetons pour jouer [1.3]
 [1.13]
Examples Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza. [2.332]
Vocabulary 
Compound words 
Illustrations 

Updated on 2023/08/11