|
|
|
|

Entry1  kobilaina
Root  2  kobila
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany
5  Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto
6  Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho [1.1]
Explanations in French  7  Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille: Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~ Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~ Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer) [1.3#344]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  Ankiliabo, ikobilana, kobilaina

Updated on 2023/02/28