|
|
|
|

Entry1  kizo tokana
Elementary words  2  kizo, tokana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana)
Examples  5  Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao. [2.508]

Updated on 2024/12/07