Entry kizo tokana
Elementary words kizo ; tokana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana) [1.1]
Examples Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao. [2.508]

Updated on 2023/10/24