|
|
|
|

Entry 1  kizahina
Root  2 kizaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany [1.1]
Explanations in English  9 to be mocked [1.7]
Explanations in French  10 qu'on ridiculise [1.3#342, 1.8]
11 Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène [1.3#342]
Examples  12  Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina; [2.69#]
13  Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. [1.437#]

Updated on 2026/04/19