Entry kitrotro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taona. (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin' ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran' ny tena manontolo. Mandeha ranomaso lava, menamena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro) [1.1]
 Karazana fiforonam-poitra antsoina koa hoe kisoso, komongo [1.13]
Explanations in English The measles [1.2]
Explanations in French Rougeole [1.54, 1.13]
Examples Fa ny kitrotro, sy ny kohaka lavareny namely ny ankizy madinika, no loza loatra [2.59]
Vocabulary 

Entry kitrotro
Part of speech noun
Explanations in English The name of a species of lemur [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2021/08/03