| Entry | 1 kitranina |
| Root | 2 kitrana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona
9 Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1] |
| Updated on 2026/04/19 |
|