Entry | 1 kitoza |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
7 Economy: food |
Explanations in Malagasy |
8 Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana [1.1] |
Explanations in English |
9 salted and dried meat [1.7] |
Explanations in French |
10 viande boucanée [1.8] |
Examples |
11 Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay. [2.472#] 12 Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#] |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word kitoza |
Anagrams | 16 kitoza, tikoza |
Updated on 2023/10/27 |