Entry | kitoina | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitoina aoka izany io vehivavy io [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | kitokitoina | |||
Proverbs | Proverbs containing the word kitoina | |||
Anagrams | atokiny, ikatony, ikotany, itakony, kitoina, tinoaky |
Updated on 2020/07/31 |