|
|
|
|

Entry1  kitapo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely [1.1]
Explanations in English  4  a bag, a small sack [1.7]
Explanations in French  5  sac, sachet [1.8]
Examples  6  ary inona iny entinao an-kitapo iny? [2.445#]
7  Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381#]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word kitapo
Article  10  Randzavola: kitapo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11  kitapo, pitako, potika, topika

Updated on 2023/06/19