|
|
|
|

Entry 1  kitakitaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  19 Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Explanations in French  20 action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
21 action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Synonyms  22 kitakita

Updated on 2026/04/22