Entry kirana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [1.1]
Explanations in French Acide, qui agace les dents [1.196]

Anagrams 

Updated on 2022/05/30