|
|
|
|

Entry 1  kipilipily
Root  2 kipily
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Examples  6  Nenjehiny indray anefa aho, ary tahaka ny kipilipily hazo no fandehany. [2.643#]
7  Notonafan' ireo tamin' ny tonta-vato itairana sy ny tora-defona ary ny kipilipily hazo tamin' izay, ka tsy ampy indray mitono valala, dia indreto ny faty niampatrampatra sy nitsitsitra teo am-bavahady; [2.587#]

Updated on 2026/04/19