|
|
|
|

Entry 1  kingakinga
Root  2 kinga
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  5 Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa
6 Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
7 Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika [1.1]
Examples  8  kingakinga ery ny Komandy, nody. [2.895#31]
9  Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io. [2.445#14]
10  Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy. [2.472#61]
Synonyms  11 kinga

Updated on 2026/04/22