Entry kijolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Fefy, fefin-trano na tanàna na fefin-tranon'akoho: Ina roaba ro ataonareo añaty kijolo ao fa ny ana roso eñe amine ny fety aby (Inona no ataonao ao anaty fefy ao nefa ny olona lasa any amin'ny fety daholo) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31