|
|
|
|

Entry1  kijana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toerana midadasika feno ahitra firaofan' ny omby any an' efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia.." (Fredy Rajaofera) [1.1]
4  tanimbilona vita-nanahary [1.13]
Explanations in French  5  parc à boeufs dans la plaine. [Tankarana] [1.19]
6  pâturage naturel [1.13]
Examples  7  Nitobahan-tsakafo, toa nilanona, / Ny omby nimà, manim-bala na kijana, / Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576]
8  Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895]
Synonyms  9  kija
Toponyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word kijana

Anagrams  14  anjika, Ikanja, kajina, Kianja, kianja, kijana

Updated on 2020/07/31