|
|
|
|

Entry1  kifolona (folona)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fakan-javatra fihinana [1.1]
Explanations in French  4  Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa). [Merina] [1.196]
[Sakalava]
Examples  5  Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony. [2.643#]
Scientific name 

Updated on 2022/05/27