Entry | kibotaina (kibo) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Be kibo, mibontana be ny kibony [1.1] | |
Explanations in English | Big-bellied [1.7] | |
Explanations in French | Qui a un gros ventre [1.8] | |
Examples | Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao;
[2.470] | |
Proverbs | Proverbs containing the word kibotaina | |
Updated on 2020/07/31 |