Entry kiankianina (kiankiana (kiana))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mahafinaritra, bikàna: Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao
Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina [1.1]
Examples fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana. [2.996]

Anagrams 

Updated on 2023/02/03