Entry | Ketaka | ||||
Part of speech | name (anthroponym) | ||||
Explanations in Malagasy | Anarana entina manondro zazavavy kely:
Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | First Name (girl) | ||||
Other spellings | Iketaka | ||||
Updated on 2022/11/15 |