|
|
|
|

Entry 1  kenakenaina
Root  2 kenakena
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina ampitandremana fatratra: Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky
9 Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 ikenakenana, kenakenaina

Updated on 2026/04/21